Entry | 1 ankoatra |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina |
Explanations in English |
4 [1.7] beyond; over and above |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] au-delà de |
Examples |
6 Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356] 7 Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 14 akotrana, anakotra, ankoatra, antoraka, arantako, karatona, karotana, naatrako, nakatrao, natoraka, natrakao, natraoka, taranako |
Updated on 2023/08/16 |