|
|
|
|

Entry1  ankizilahy
Elementary words  2  ankizy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza
Explanations in English  5  [1.2] a male servant, a boy.
Explanations in French  6  [1.3] esclave (homme)
Examples  7  Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
8  Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
Antonyms  9  ankizivavy

Updated on 2023/08/02