Entry ankin-teny
Elementary words ankina ; teny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fepetra, anjoanjon-teny: Resy izao Rabe ha manao izao ankin-teny izao aho aminareo mpitsara: raha tsy azoko amin' io fetr' andro io ny volako diatsy mahita afa-tsy ianareo mpitsara aho hakako ny volako [1.1]

Updated on 2023/06/01