Entry an-kilahila
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day
Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [1.1]
Examples Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra. [2.588]
Proverbs 

Updated on 2023/01/12