|
|
|
|

Entry1  ankatoavina
Root  2  toa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako?
5  [1.13] ekena
Explanations in French  6  [1.3#704] Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur)
7  [1.13] approuvé
Examples  8  Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369#]
9  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Anagrams  14  anakanivato, ankatoavany, ankatoavina, natakovanay

Updated on 2022/02/17