Entry | ankasa | ||||
Part of speech | adjective | ||||
Explanations in Malagasy | Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1] | ||||
Isa azo zaraina roa marina tsara [1.13] | |||||
Explanations in English | [ ankatsa ] A pair. See lomisy [1.2] | ||||
Even (of numbers) [1.7] | |||||
Explanations in French | Pair (nombre) [1.8, 1.13] | ||||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | ||||
Antonyms | tsiankasa ~ tsy ankasa | ||||
Compound words |
| ||||
Anagrams | ankasa, sakana, sanàka |
Updated on 2023/04/23 |