Entry ankaratsiana (ratsy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1]
Examples Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299]
Antonyms 
Compound words 

Entry an-karatsiana
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1]
Explanations in English In evil days [1.7]
Explanations in French Dans l'épreuve [1.3]
 Dans le malheur [1.8]
Examples ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588]
Antonyms 
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/08/19