| Entry (1/2) | 1 ankany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antambahoaka+Antemoro+Sihanaka] fifandirana
[1.78] 4 [Bara] ady, fifandirana [1.78] 5 [Betsimisaraka] fifandirana, fifamaliana [1.78] 6 [Tanala] fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [1.78] |
| Explanations in English |
7 dispute, quarrel. See ady.
[1.2] |
| Synonyms | 8 akany |
| Entry (2/2) | 9 ankany |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 [Bezanozano] savoka (tantely)
[1.78] |
| Anagrams | ankany, 12 ankina, 13 kañina, kanina, 14 kinana |
| Updated on 2026/02/20 |
|