Entry | 1 an-kanifisana |
Elementary words | 2 hanifisana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Kely raha ny hatevenany no jerena kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy |
Explanations in English |
5 [1.7] scarce |
Explanations in French |
6 [1.8] rare, insuffisant |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word an-kanifisana |
Anagrams | 8 an-kanifisana, fanasikinana |
Updated on 2023/10/29 |