Entry Anjoaty
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [1.78]
Examples Ao koa ireo Anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa Anjoaty na Onjatsy. [2.508]
Synonyms Anjoatsy

Anagrams 

Updated on 2023/03/05