Entry anjerimanontolo (jery, tontolo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite [1.1]
Explanations in English University [3.1]
Explanations in French Université [1.66]
Examples 
1Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. [4.27]
2Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503]
Vocabulary 
Synonyms oniversite

Updated on 2021/04/10