Entry | anio | ||||
Part of speech | adverb | ||||
Malagasy definition | Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio ¶ (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | the part of the day to come. To-day. [Richardson 1885] | ||||
today (future tense) [Hallanger 1973] | |||||
French translation | [Taisaka] aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [Deschamps 1936] | ||||
aujourd'hui (temps futur) [Hallanger 1974] | |||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Analogues | androany | ||||
Quotes | Proverbs containing the word anio | ||||
Entry | anio (any) | ||||
Part of speech | imperative of passive verb anina | ||||
Entry | anio | ||||
Part of speech | imperative of passive verb any | ||||
Malagasy definition | [Taisaka] ataovy [Rakotosaona 1975] | ||||
French translation | [Taisaka] [Deschamps 1936] | ||||
Entry | an' io (any, io) | ||||
Part of speech | expression | ||||
Examples |
| ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |