Entry anie
Part of speech particule [full list]
Explanations in Malagasy Entina: milaza firariana, ka amin' izay miaraka amin' ny matoanteny milaza ny ho avy mandrakariva izy: Ho tonga anie ny fanjakanao!
Manantitrantitra ny hevitry ny matoanteny na ny mpamaritra eo alohany ka ny heviny amin' izay dia mitovitovy amin' ny hoe tokoa, izany mihitsy: Kapohiko anie ianao e! / Tandremo fa maranitra anie io antsy io [1.1]
Explanations in English An expression of wish, desire, either of good or ill, warning, and grief, as May it be that! Would that! Be sure that! It is often joined with enga, as enga anie ka mitsahatra izao ady izao! Oh that this war were at an end! [1.2]
 May it be so! [1.7]
Explanations in French Puisse! que plaise à Dieu! [1.8]
Examples 
1Ho lasan' izay anie ny ratsy rehetra! [2.436]
2Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69]
3ereo anie fa feno vary ny tokotaninay. [2.442]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11