Entry anvo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Hery be mila hotafahoatra ny mety [1.78]
 Teny enti-milaza, amin' ny fizika, ny hery miteraka asa [1.1]
Explanations in French énergie [1.13]
Examples Indro aroso manaraka eto fanazavana tsotsotra mikasika ny famokarana angovo avy amin' ny rian-drano. [2.445]
Vocabulary 
Compound words 

Entry angôvo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Matanjaka, mahery [1.78]

Entry angôvo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Fotrin-jaza ratsy fanapahana ka manjary ngezabe amin'ny farany [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/05/18