Entry angoronan-damba (horona, lamba)
Part of speech expression
Malagasy definition Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [Rajemisa 1985]

2009/02/23