Entry angongo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Mitovy hevitra: kaboka ~ koboka ~ ongongo ~ rasana [1.1]
Explanations in English  [Tanala] Name of a bird. Same as arosy [1.2]
Vocabulary 
Other spellings 
Analogs  arosy ~ kaboka ~ koboka ~ rasana

Entry angongo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray [1.1]
Explanations in French Tas, monceau [1.3]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31