Entry ango
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] haitraitra, somonga , sangy: Ratsy ango rô jalahy io ka ! (ratsy sangy io lehilahy io) [Rakotosaona 1975]
Derivations 

Entry ango
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] sitrapo [Rakotosaona 1975]
Synonyms angote

Entry ango
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tanosy] Kivy [Rakotosaona 1975]

Entry ango
Part of speech noun
Malagasy definition zavatra entina ... hananganana zavatra iray [SLP 1986]
French translation apport [SLP 1986]

Entry ango
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] Fandaozana [Rakotosaona 1975]

Updated on 2020/07/31