Entry | angeso | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [1.3] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | angesongeso [more frequent than angeso] | ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |