Entry | ![]() |
angeso |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny. [Rajemisa 1985] | |
French definition | ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché) [Abinal 1888] | |
Derivations | angesoina, fiangeso, fiangesoana, iangesoana, miangeso, mpiangeso | |
Synonyms | angesongeso [more frequent than angeso] | |
Updated on 2013/12/11 |
![]() |