Entry angamba
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba [1.1]
Explanations in English See angaha [1.2]
Examples 
1Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [2.324]
2Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470]
3Angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31