Entry | angady be lela | ||
Elementary words | angady ; be lela | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | Angady lehibe ny lelany Fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1] | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | fangady be lela | ||
Updated on 2023/11/20 |