Entry angady be lela
Elementary words angady ; be lela
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Angady lehibe ny lelany
Fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Compound words 
Other spellings 

Updated on 2023/11/20