|
|
|
|

Entry1  angady be lela
Elementary words  2  angady, be lela
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] angady lehibe ny lelany
fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana
Other spellings  5  fangadybelela
Compound words 

Updated on 2024/12/12