Entry anetsiny (hetsy)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Ny fitenenana hoe "an-etsiny" dia diso ka tokony hatao hoe an-ketsiny, saingy iry diso no efa mahazatra, ka tonga manaviavia ity an-ketsiny [1.10]
Examples Anetsiny maro ny Malagasy no naondrana namidy tany ivelany toy izany [2.508]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/04/04