Entry anerany (erana)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [1.1]
Explanations in English tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [1.7]
Explanations in French tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [1.8]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31