Entry anendrena (tendry)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ary hoy izahay, tsara izany, fa aza atao ela loatra no anendrena ny andro. [2.366]
2Isaky ny foko antaimoro sy antambahoaka manana Sorabe, dia misy fianakaviana manana adidy manokana nifandovany, ka ao amin' io fianakaviana io no matetika anendrena ny Katibo. [2.508]
Morphology 
Present : anendrena, anendreko, anendrenao, anendreny, anendrentsika, anendrenay, anendrenareo, anendren', anendren-, anendrem-, anendre-
Past : nanendrena, nanendreko, nanendrenao, nanendreny, nanendrentsika, nanendrenay, nanendrenareo, nanendren', nanendren-, nanendrem-, nanendre-
Future : hanendrena, hanendreko, hanendrenao, hanendreny, hanendrentsika, hanendrenay, hanendrenareo, hanendren', hanendren-, hanendrem-, hanendre-
Imperative : anendreo

Updated on 2023/01/20