Entry anelanelana
Part of speech noun
Malagasy definition Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [Rajemisa 1985]
English definition see elanelana. [Richardson 1885]
Quotes 

2009/02/25