Entry anekena (eky)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana. [2.366]
2Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena; [4.27]
Morphology 
Present : anekena, anekeko, anekenao, anekeny, anekentsika, anekenay, anekenareo, aneken', aneken-, anekem-, aneke-
Past : nanekena, nanekeko, nanekenao, nanekeny, nanekentsika, nanekenay, nanekenareo, naneken', naneken-, nanekem-, naneke-
Future : hanekena, hanekeko, hanekenao, hanekeny, hanekentsika, hanekenay, hanekenareo, haneken', haneken-, hanekem-, haneke-
Imperative : anekeo
Other spellings 

Updated on 2023/01/20