|
|
|
|

Entry1  anefa
Part of speech  2  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka
Explanations in English  4  [1.7] but (same as kanefa but used in slightly different ways)
Explanations in French  5  [1.8] mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente)
Synonyms  6  nefa, kanefa, kandrefa

Updated on 2020/07/31