Entry androngo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1]
Explanations in English A species of lizard. [1.2]
 A lizard [1.7]
Explanations in French Lézard gris [1.54]
 Lézard [1.8]
Examples ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Vocabulary 
Derivatives 
Zoonyms 
Phytonyms 
Analogs  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Proverbs 
Illustrations 

Updated on 2023/08/15