|
|
|
|

Entry1  andro hafa
Elementary words  2 andro, 3 hafa
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 [Betsimisaraka] rahampitso na rafakampitso amin'ny ora toy izao. Izy dia manendry ny andro na dia mbola ho elaela, ka mety hafaka herinandro aza izany [1.78]
Vocabulary  6  Time

Anagrams  7 afandraho, andro hafa

Updated on 2026/02/04