Entry andrindrinan-trano
Part of speech expression
Malagasy definition Anarana entina milaza olona ahiahina ho mpangalatra ka mandrindrin-trano daholo ny olona rehefa mandalo izy [Rajemisa 1985]

2009/12/09