Entry Andriarimalala René
Elementary words Andriarimalala ; René
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy Andriarimalala René ( Ener-Lalandy) [3.1]
 Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe ener-lalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). [2.314]
Vocabulary 
Literary works Ary hitako
Dona-tsetroka
Mpiandry omby

Updated on 2023/11/20