| Entry | 1 Andriantsimitoviaminandriandehibe |
| Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
| Examples |
3 Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe.
[2.508#349]
4 Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113#28] 5 Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48#284] |
| Updated on 2026/02/26 |
|