Entry andriandahy (andriana, lahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [Rajemisa 1985]
Explanations in English A nobleman, a prince. [Richardson 1885]
Quotes 

Entry andriandahy (andriana, lahy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Analogues  ampamaky ~ andriambavy
Illustrations 

Updated on 2020/07/31