Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona.[2.296]
2
Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe.[2.296]