Entry andretra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] fanariam-pako (toerana), toerana lobolobo amoron-tanàna: Alao andretra laha hievelaña (mandehana eny ampanariam-pako raha hivoaka) [Rakotosaona 1972]

Entry andretra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] bibikely mandratra voly [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2010/05/06