Entry | 1 andrefesana |
Part of speech | 2 relative verb |
Explanations in French |
3 [1.3#521] |
Examples |
4 [4.27#] Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. 5 [2.296#] ary azo lazaina koa fa io no andrefesana ny fahalalàna sy ny fahamendrehan' izay firenena na izay olona izay, na dia faran' izay tso-piaina aza izy. |
Root | 6 refy |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |