Entry | 1 andrana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana? Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. 4 [1.13] fitsapana mialoha ny tena izy fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro |
Explanations in English |
5 [1.2] attempt, trial, taste. |
Explanations in French |
6 [1.13] expérience, test essai |
Derivatives |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word andrana |
Anagrams | 13 anandra, andrana |
Updated on 2020/07/31 |