Entry andilana (dilana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] valahana [Rakotosaona 1972]
   Valahana, ilay faritra etiety na manify kokoa amin' ny tenan' ny olombelona eo anelanelan' ny taolantehezana sy ny maoja ary toa mampitohy ny tenabe amin' ny rantsambatana ambany. [Rajemisa 1985]
   [ andilaña ] [Bezanozano] valahana [Rakotosaona 1972]
English definition   the loins [Richardson 1885]
French definition   hanche
¶ andilana Ranvier: étranglement de Ranvier. [Vocabulary: Biology] [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry andilana
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] isthme [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  

Entry Andilana (any, dilana)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   dilana
Illustrations  

Entry Andilana (any, dilana)
Part of speech   name (toponym) [list]
Vocabulary  
Toponymy   dilana
Illustrations  

Updated on 2017/03/10