Entry andevolahy (andevo, lahy)
Part of speech noun
Morphology 
andevolahy
andevolahiko
andevolahinao
andevolahiny
andevolahintsika
andevolahinay
andevolahinareo
andevolahin'
andevolahin-
andevolahim-
Examples Mba nody nanaraka azy ireo ihany ireo andevolahy telo lahy, kanjo nijanonjanona nanao dia afa-safay izy, dia lasa niverina. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

2015/04/14