Entry andatsahana (latsaka)
Part of speech relative verb
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in English  [1.2]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo. [2.298]
2Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona. [1.437]
3Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy. [1.123]
Morphology 
Present : andatsahana, andatsahako, andatsahanao, andatsahany, andatsahantsika, andatsahanay, andatsahanareo, andatsahan', andatsahan-, andatsaham-, andatsaha-
Past : nandatsahana, nandatsahako, nandatsahanao, nandatsahany, nandatsahantsika, nandatsahanay, nandatsahanareo, nandatsahan', nandatsahan-, nandatsaham-, nandatsaha-
Future : handatsahana, handatsahako, handatsahanao, handatsahany, handatsahantsika, handatsahanay, handatsahanareo, handatsahan', handatsahan-, handatsaham-, handatsaha-
Imperative : andatsaho

Updated on 2023/01/20