|
|
|
|

Entry1  andao
Root  2  leha
Part of speech  3  imperative of passive verb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia
Explanations in English  5  [1.2] [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha.
Explanations in French  6  [1.3] partons, allons
Other spellings  7  ndao
Proverbs  8  Proverbs containing the word andao

Anagrams  9  adano, adona, andao, aonda, doana

Updated on 2020/07/31