Entry anazavana (zava)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Izany koa no azo anazavana ny mampiavaka ny toe-tsain' ny mpitondra sy ny entina. [2.285]
2Tsy hitako ny anazavana azy, fa izany no izy: vao azony sy nodorany Andrararina, dia namantana tao Ambohibary Ray izy ireo. [2.270]
Morphology 
Present : anazavana, anazavako, anazavanao, anazavany, anazavantsika, anazavanay, anazavanareo, anazavan', anazavan-, anazavam-, anazava-
Past : nanazavana, nanazavako, nanazavanao, nanazavany, nanazavantsika, nanazavanay, nanazavanareo, nanazavan', nanazavan-, nanazavam-, nanazava-
Future : hanazavana, hanazavako, hanazavanao, hanazavany, hanazavantsika, hanazavanay, hanazavanareo, hanazavan', hanazavan-, hanazavam-, hanazava-
Imperative : anazavao

Updated on 2023/02/17