Entry anatrehana (atrika)
Part of speech adverb [full list]
Regional synonyms aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explanations in Malagasy Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [Rajemisa 1985]
Explanations in English before, in the presence of [Richardson 1885]
Explanations in French en face, en présence, devant [Abinal 1888 page 37]
 devant [Rajaonarimanana 1995]
Examples 
1itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [Ndemahasoa: Antakay]
2Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [Rahajarizafy: Kabary]
3O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [Dahle: Angano]

Entry anatrehana (atrika)
Part of speech relative verb
Explanations in English  [Richardson 1885]
Explanations in French  [Abinal 1888 page 66]
Morphology 
anatrehana
anatrehako
anatrehanao
anatrehany
anatrehantsika
anatrehanay
anatrehanareo
anatrehan'
anatrehan-
anatreham-
anatreha-
nanatrehana
nanatrehako
nanatrehanao
nanatrehany
nanatrehantsika
nanatrehanay
nanatrehanareo
nanatrehan'
nanatrehan-
nanatreham-
nanatreha-
hanatrehana
hanatrehako
hanatrehanao
hanatrehany
hanatrehantsika
hanatrehanay
hanatrehanareo
hanatrehan'
hanatrehan-
hanatreham-
hanatreha-
anatreho
Quotes 

Updated on 2021/11/22