Entry anaram-bosotra
Elementary words anarana ; vosotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1]
Explanations in French A nickname [1.8]
 Sobriquet, surnom [1.8]

Updated on 2023/08/12