Entry anapoahana (poaka)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Raha misokatra ny fasana ilevenan-dRainiharo, dia asainy anapoahana tafondro : 16 vava mandra-maty nibola tsy avelany ho hadinoina hiany, ary ny mponina nandefa basy. [2.59]
Morphology 
Present : anapoahana, anapoahako, anapoahanao, anapoahany, anapoahantsika, anapoahanay, anapoahanareo, anapoahan', anapoahan-, anapoaham-, anapoaha-
Past : nanapoahana, nanapoahako, nanapoahanao, nanapoahany, nanapoahantsika, nanapoahanay, nanapoahanareo, nanapoahan', nanapoahan-, nanapoaham-, nanapoaha-
Future : hanapoahana, hanapoahako, hanapoahanao, hanapoahany, hanapoahantsika, hanapoahanay, hanapoahanareo, hanapoahan', hanapoahan-, hanapoaham-, hanapoaha-
Imperative : anapoahy

Updated on 2023/01/20