Entry anankiray (iray)
Part of speech adjective
Malagasy definition Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika [Rajemisa 1985]
English translation [iray, one.] One, a certain one. [Richardson 1885]
 one, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three) [Hallanger 1973]
French translation un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois) [Hallanger 1974]
Quotes 

Updated on 2020/07/31