Entry anakandroana (anakandro)
Part of speech adjective
Malagasy definition Voan' ny anakandro; matetika anefa ilazan' ny olona ny anakandro mihitsy io teny io: Toa misy anakandroana izany tavanao izany [Rajemisa 1985]
French definition dartreux [Abinal 1888]
 dartre [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulary 
Other spellings 

2009/09/17