Entry (1/5) | 1 an' |
Part of speech | 2 morphological form of any |
Explanations in Malagasy |
3 (am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly. Tsy nahalala an' izany velively izy; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono. 4 Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory 5 Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy [1.1] |
Examples |
6 Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36] 7 an' iza moa ity loha ity? [2.528#92] 8 Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10] 9 Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140] 10 Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74] 11 Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80] |
Morphology |
|
Entry (2/5) | 13 an~ |
Part of speech | 14 prefix |
Explanations in Malagasy |
15 Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika) [1.1] |
Entry (3/5) | 16 ~an~ |
Part of speech | 17 infix |
Entry (4/5) | 18 an |
Part of speech | 19 article |
Explanations in English |
20 iRAy, anankiRAy [1.17] |
Tables and plates |
21 All the articles |
Entry (5/5) | 22 an |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady [1.4] |
Explanations in French |
25 taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo 26 herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny [1.66] |
Updated on 2023/02/21 |